|
|
|
|

Entrée1  mivahiny
Radical  2  vahiny
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra
Explications en anglais  5  [1.7] to sojourn as a visitor or a stranger
Explications en français  6  [1.8] séjourner comme visiteur, étranger
Exemples  7  Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mivahiny

Mis à jour le 2024/12/11