|
|
|
|

Entrée1  tiana (tia)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
4  Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
5  Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
6  Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
7  Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  tiavina
Mots composés 
Titres 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot tiana

Anagrammes  17  itana, taina, tiana

Mis à jour le 2023/01/20