Entrée | 1 tia |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany |
Explications en anglais |
4 [1.2#6441.7] to love, to like |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] aimer 6 [1.3] affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver |
Vocabulaire |
7 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 15 mirona, miraikipitia, miraikipo, mandala, mankamamy, mankafy, mankasitraka |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 43 Proverbes contenant le mot tia |
Anagrammes | 44 atỳ, aty, ita, tai, tay, tia |
Mis à jour le 2023/12/18 |