|
|
|
|

Entrée1  mirona
Radical  2  rona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. ~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
5  Efa ho rava: Mirona ny fanjakana
6  Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [1.1]
Explications en français  7  Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil)
8  lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille) [1.3#546]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mirona

Anagrammes  14  mirano, mirona, Ramino, ramino

Mis à jour le 2024/02/09