Entrée | 1 mifankatia |
Radical | 2 tia |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina |
Explications en français |
5 [1.107] s' entr' aimer |
Exemples |
6 Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [2.499] 7 Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [2.499] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mifankatia |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |