Entrée | 1 fitia |
Radical | 2 tia |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia |
Explications en français |
5 [1.3] l'affection 6 [1.5] amour |
Exemples |
7 hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298] |
Vocabulaire |
8 Emotions |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
24 Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) 25 Ilay dinan' ny fitia (Randriamamonjy Esther) 26 Ilay fitia (Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique) |
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot fitia |
Anagrammes | 28 |
Mis à jour le 2025/01/21 |