|
|
|
|

Entrée1  tokonana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra
Explications en français  4  [1.3#715] Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées
5  [1.13] seuil
Exemples  6  ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [2.996#11.7.6]
Synonymes  7  tokonam-baravarana
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot tokonana
Citations  12  Textes citant tokonana

Anagrammes  13  anontako, nanotako, natokona, natonako, notakona, notanako, tokonana

Mis à jour le 2023/08/11