Entrée | 1 mifidy |
Radical | 2 fidy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to choose 6 [1.2] to select, to prefer. |
Explications en français |
7 [1.8] choisir; élire |
Exemples |
8 Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy [2.472] 9 nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [2.471] 10 hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [2.470] 11 Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [1.10#F.510] |
Morphologie |
|
Analogues | 16 mifantina, mijobona, mitsongo, mitsaika, manasivana, manivana |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mifidy |
Anagrammes | 21 fidimy, midify, mifidy |
Mis à jour le 2023/01/20 |