|
|
|
|

Entrée 1  mifantina
Radical  2 fantina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena
9 Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [1.1]
Explications en anglais  10 to select, to choose, to pick out, to cull. [1.2]
11 to pick out, to select [1.7]
Explications en français  12 trier, choisir [1.3#150, 1.8]
13 sélectionner [1.8]
Exemples  14  nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre) [1.3#150]
15  nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider) [1.3#150]
16  Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho [2.472#24]
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 famintina, 19 mafintina, mifantina

Mis à jour le 2026/04/21