|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mitsaika
Radical  2  tsaika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy
Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto
Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mitsaika

Entrée (2/3)10  mitsaika
Radical  11  tsaika
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  [1.1] Mifantina ny voam-bary tsara

Entrée (3/3)14  mitsaika
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  [1.13] mitoe-jaza
Explications en français  17  [1.13] fécondée

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21