|
|
|
|

Entrée1  rindrina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra
Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra
Enti-milaza koa ny tsy fivohana
Explications en anglais  4  [1.7] the wall of a house
Explications en français  5  [1.8] mur d'une maison, clôture
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot rindrina

Anagrammes  28 

Mis à jour le 2025/01/21