|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mirindrina
Radical  2  rindrina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina
Exemples  5  Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)13  mirindriña
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  [1.78] [Tambahoaka] manidintsidina

Entrée (3/3)16  mirindrìna
Radical  17  rindrina
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mirindrina [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]
Explications en français  20  [1.3]
Exemples  21  Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Anagrammes  22 

Mis à jour le 2025/01/21