Entrée valiha vata (valiha, vata)
Partie du discours expression
Définition malgache haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes valiha marovany

Entrée valihavata (valiha, vata)
Partie du discours nom
Définition française [ valiha-vata ] piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [Andriamanantena: Dinitra]
Vocabulaire 
Exemples mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [Finoana , 2012/01]
Citations 

2012/06/03