|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sodina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
4  maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explications en anglais  5  a flute [1.7]
Explications en français  6  flûte [1.8]
Exemples  7  Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Vocabulaire  8  Musique: instruments
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  138  Proverbes contenant le mot sodina
Article  139  Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)

Entrée (2/2)140  sodina
Partie du discours  141  nom
Explications en français  142  Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Merina, Betsileo, Tanala] [1.196]
Vocabulaire  143  Botanique

Anagrammes  144  adison, andosy, diñaso, dinaso, disano, disaño, nadiso, nasodi, ondasy, sady ... no, saondy, sodina

Mis à jour le 2024/10/30