| Entrée (1/2) | 1 orgàna |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en anglais |
3 an organ. see sarinety..
[1.2] |
| Explications en français |
4 orgue.
[1.3] |
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Entrée (2/2) | 127 orgàna |
| Partie du discours | 128 nom |
| Explications en malgache |
129 Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry.
[1.1] |
| Exemples |
130 Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
[1.381#]
|
| Vocabulaire | 131 Biologie |
| Autres orthographes | 132 organina |
| Anagrammes | 133 angaro, 134 argôna, 135 aronga, 136 gorana, 137 orgàna, 138 rangao, 139 roanga |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|