Entrée mianjera (zera)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
¶ Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
¶ Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fall down by itself [Hallanger 1973]
Définition française tomber de soi-même, s'écrouler [Hallanger 1974]
Morphologie 
mianjera
nianjera
hianjera
mianje
Analogues  lavo ~ potraka ~ tafintohina ~ latsaka ~ lavo an-kavia ~ midaboka ~ mironjina ~ mivena ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mibolisatra ~ misolafaka ~ misolifaka ~ misolifatra ~ miongana ~ mitsirara ~ mitsingoana ~ miantonta ~ mitrosina ~ mitrotrongy ~ mitsinkasina ~ mandry ilika ~ mitsingidina ~ mitsingadina ~ mitotongana ~ mitsingatotra ~ mitsimbadika ~ mikodia ~ mikodingy ~ mikodingidingy ~ mivalangitrika ~ midaboboka ~ midalaboboka ~ mitalaboboka ~ midaraboka ~ midarafoka ~ mivadika ~ mihohoka ~ miantatafoka ~ mitatavoka ~ mivadika ~ mitatafoka ~ miankarapoka ~ miampatra ~ mikoa ~ mikoan' ny nahiny ~ mikoro ~ mietsaka ~ mihotsaka ~ miletsy ~ mihintsana ~ mivarina ~ mirodana ~ miraraka ompana
Exemples Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [Andraina: Mitaraina, page 10]
Citations 

Entrée mianje (zera)
Partie du discours impératif du verbe actif mianjera [liste complète]

2014/09/28