Entrée mivarina (varina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity
¶ Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra
¶ Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana
¶ Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mivarina
nivarina
hivarina
mivarìna
Citations 

Entrée mivarìna (varina)
Partie du discours impératif du verbe actif mivarina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31