Entrée mitsingadina (tsingadina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty
¶ Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery
¶ Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsingadina
nitsingadina
hitsingadina
mitsingadìna

Entrée mitsingadìna (tsingadina)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsingadina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31