| Entrée | 1 miletsy |
| Radical | 2 letsy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mifanizina [Bara]
[1.78] 5 Mietry: Miletsy ny valin-drihana Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to sink or yield under weight or pressure [1.7] |
| Explications en français |
7 s'affaisser sous un poids, une préssion [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 miletsy, 13 militse |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|