Entrée | 1 potraka |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Lavo: Nisolafaka izy ka potraka Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] |
Explications en anglais |
4 fallen, fallen away [1.7] |
Explications en français |
5 tombé, déchu [1.8] |
Exemples |
6 Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa!
[2.298#]
7 dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 38 lavo, mianjera, mibolaly, mibolila, mibolisatra, mibolasitra, misolifaka, misolafaka, misobilatra, misolifatra, mitsirara, mitsingoana, miongana, midaboka, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mitotongana, mitsingidina, mitsingadina, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaroboka, midarofoka, mivadika, mihohoka, miantofoka, mitatavoka, miankarapoka |
Anagrammes | 39 kapotra, 40 potraka |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |