Entrée mitsingatotra (tsingatotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; lavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Natosiky ny namany Ibalita ka nitsingatotra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsingatotra
nitsingatotra
hitsingatotra

Mis à jour le 2020/07/31