Entrée |
miongana
(ongana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra ¶ Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy ¶ Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to fall down, to sink, to be reduced. [Richardson 1885]
|
Morphologie |
|
Exemples | raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany [Fox: Hainteny, numéro 41]
|
|
Entrée |
miongàna
(ongana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miongana
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|