| Explications en malgache |
4 Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka.
5 Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry.
6 Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra.
7 Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto.
8 Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony.
[1.1]
|