Entrée tafintohina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy
¶ Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise tripped, stumbling; offended [Hallanger 1973]
Définition française qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

2012/06/21