|
|
|
|

Entrée1  makasa
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1]
Hypéronyme 

Anagrammes  5  makasa, masaka, samaka

Mis à jour le 2023/03/19