Entrée (1/2) | 1 korintsana |
Radical | 2 rintsana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona |
Explications en anglais |
5 [1.7] tinkling ornaments |
Explications en français |
6 [1.8] retentissement d'un grelot, de petits ornements |
Vocabulaire |
7 Son |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 13 korintsana |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 [1.1] Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika |
Explications en anglais |
16 [1.7] a child's rattle |
Exemples |
17 Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [2.470#] |
Vocabulaire |
18 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Illustrations |
|
Anagrammes | 147 akorintsan, korintsana, nakorintsa, narontsika, ranontsika, rantsaniko |
Mis à jour le 2024/10/31 |