|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kipantsona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Entina milaza ny olona vavèna
Explications en français  4  [1.3#333] bavard, loquace, hâbleur

Entrée (2/2)5  kipantsona
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Takela-barahina mitapelaka roa izay ampiadina ka mamoaka feo mikarantsana.
Fonjam-by ahantona ary velezina amin' ny tapa-by ihany; maro karazana izy io rehefa ampiasaina amin' ny fiarahan-javamaneno araka izay feo ilaina: misy toy ny takotra manify, misy tariby vaventy afolaka indroa, ary misy karazana lakolosy kely atambatra vitsivitsy. (Taloha nampiasaina ho toy ny lakolosy fiantsoana ny kipantsona, ary ankehitriny ampiasaina amin' ny Fanabeazana fototra araka ny fomba fampianarana vaovao eo amin' ny mozika aman-kira)
8  [1.13] karazan-javamaneno mikarantsana rehefa velezina
Explications en français  9  [1.3#333, 1.13] cymbales
Exemples  10  Ary ny fitondran'ny zanadRalambo tamin'izany kosa, dia mively amponga sy kipantsona. [2.59#]
Vocabulaire  11  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  139  kipantsona, notsinapak

Mis à jour le 2024/10/31