| Entrée (1/6) | 1 -doka |
| Partie du discours | 2 forme morphologique de loka |
| Entrée (2/6) | 3 doka |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny..
[1.1] |
| Explications en anglais |
6praise, flattery.
[1.7] |
| Explications en français |
7flatterie.
[1.8, 1.5] 8adulation. [1.8] 9vanterie. [1.5] |
| Exemples |
10 Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka.
[2.69#]
11 Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 26 dokambarotra, 27 mitadydoka, 28 tiadoka |
| Tous les mots composés | 293 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (3/6) | 31 doka |
| Partie du discours | 32 nom |
| Explications en malgache |
33Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony.
[1.1] |
| Vocabulaire | 34 Musique: instruments |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Entrée (4/6) | 157 doka |
| Partie du discours | 158 adjectif |
| Explications en malgache |
159irery, tsy manao inona.
[Taimoro]
[1.78] |
| Autres orthographes | 160doko |
| Entrée (5/6) | 161 doka |
| Partie du discours | 162 nom |
| Explications en malgache |
163Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy..
[1.1] |
| Dérivés |
|
| Entrée (6/6) | 170 doka |
| Partie du discours | 171 nom |
| Explications en français |
172sorte de bambou..
[Tankarana]
[1.19] |
| Anagrammes | 173 doka, 174 kadò, 175 koda |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|