|
|
|
|

Entrée1  anjombona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [1.1]
Explications en anglais  4  a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. [1.2]
5  a bugle made from a conch shell [1.7]
Explications en français  6  cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Exemples  7  Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka. [2.588#]
8  Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo. [2.588#]
Vocabulaire  9  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  137  Proverbes contenant le mot anjombona

Mis à jour le 2024/10/30