Entrée anjomara
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] [Richardson 1885]
 a bugle sometimes made of bamboo and an ox horn [Hallanger 1973]
Définition française hautbois fait de bambou et de corne [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  anjombona ~ antsiva ~ bingona
Articles 

2017/06/29