|
|
|
|

Entrée (1/3)1  reny
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe.
Explications en anglais  4  [1.7] mother, female parent
Explications en français  5  [1.3, 1.54, 1.8] mère
6  [1.3] tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée
7  [1.8] parente
Exemples  8  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
9  Izaho koa mba manana reny. [2.471]
10  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Vocabulaire  11  Rapports: famille
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Anthroponymes 
Titres  77  Ilay reny tsy miteny (Eliza Freda)
78  Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Proverbes  79  Proverbes contenant le mot reny
Article  80  Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)81  reñy
Partie du discours  82  nom
Explications en malgache  83  [1.78] [Taisaka] tsy fandrenesana

Entrée (3/3)84  reny
Partie du discours  85  participe re et pronom
Explications en malgache  86  [1.1] Mitovy amin' ny re
Explications en anglais  87  [1.2] another form of re
Explications en français  88  [1.3] entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher
Synonymes  89  re

Anagrammes  90  reñy, reny

Mis à jour le 2025/02/08