|
|
|
|

Entrée1  renisoratra
Mots élémentaires  2  reny, soratra
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  consonne [1.5]
Exemples  5  Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony. [2.245#19]
6  Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia. [2.528#73]
Vocabulaire  7  Linguistique
Tableaux et planches  8  Les alphabets

Mis à jour le 2023/06/12