Entrée | 1 renifeo |
Mots élémentaires | 2 reny, feo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") [1.1] 5 feo anononana ny renisoratra [1.13] |
Explications en français |
6 consonne [1.13, 1.66.fr#196] |
Exemples |
7 Indraindray dia ny zana-peo fotsiny no ampifanarahana fa tsy miaraka amin'ny renifeo akory. [2.606#] |
Vocabulaire |
8 Linguistique |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/08/07 |