Entrée | 1 feo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) |
Explications en anglais |
4 [1.2] the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] 5 [1.7] the voice a sound |
Explications en français |
6 [1.3] voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) 7 [1.8] la voix un son |
Exemples |
8 hoy ny feo henon-dRivo namaly azy. [2.529#153] 9 Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117] 10 henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#] |
Vocabulaire |
11 Son |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 58 Proverbes contenant le mot feo |
Anagrammes | 59 |
Mis à jour le 2025/01/21 |