Entrée | 1 renivohitra |
Mots élémentaires | 2 reny, vohitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara |
Explications en anglais |
5 [1.7] the capital or principal town or city |
Explications en français |
6 [1.8] ville capitale ou principale |
Exemples |
7 Tambanivohitra, lavitra ny renivohitra tahaka anao, aho! [2.270#] 8 Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. [2.508#] |
Vocabulaire |
9 Géographie: (en général) 10 Politique |
Mis à jour le 2024/12/07 |