|
|
|
|

Entrée1  renikely
Mots élémentaires  2  reny, kely
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny
5  [1.78] [Bezanozano] rafozam-bavy
Exemples  6  Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270#]
7  Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245#]
Vocabulaire  8  Rapports: famille
Synonymes  9  rinikely
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot renikely

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21