Entrée | 1 renivintana |
Mots élémentaires | 2 reny, vintana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1] |
Vocabulaire |
5 Temps 6 Religions, Croyances |
Mis à jour le 2023/06/11 |