|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vintana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] lahatra, anjara
4  [1.1] Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola
Explications en anglais  5  [1.7] fate, luck, destiny
Explications en français  6  [1.8] destin, sort
7  [1.3, 1.66] destinée
Exemples  8  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
11  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot vintana

Entrée (2/2)28  vintana
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  [1.78] [Sihanaka, Tanosy] fintana

Anagrammes  31 

Mis à jour le 2025/01/21