Entrée ray aman-dreny
Mots élémentaires ray ; amana ; reny
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny ray sy ny reny niteraka [1.1]
 [ raiamandreny ] Lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62]
Explications en anglais A benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2]
Explications en français Père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état
Terme honorifique donné au peuple [1.3]
 Un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415]
Exemples 
1Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470]
2Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131]
Mots composés 
Autres orthographes 
Analogues  zokiolona
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/21