|
|
|
|

Entrée1  renivola
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola
Vola ampiasaina hahazoana tombony
Explications en anglais  4  [1.7] capital set out at interest; the principal lent out
Explications en français  5  [1.8] capitaux investis ou prêtés; le capital
Exemples  6  [1.320#] Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana.
Vocabulaire  7  Economie: finances, gestion
Mots élémentaires  8  reny, vola
Mots composés 

Anagrammes  10  Narivelo, novelari, renivola, velirano, vely rano

Mis à jour le 2025/01/21