|
|
|
|

Entrée1  renirano
Mots élémentaires  2  reny, rano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina
5  [1.13] rano mandeha amin'ny faritra iray
Explications en français  6  [1.13] cours d'eau
Exemples  7  Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
8  Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Vocabulaire  9  Géographie: (en général)
Analogues  10  ony
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot renirano
Tableaux et planches  13  rivières, fleuves
Illustrations 
14  15  16 

Mis à jour le 2024/12/26