Entrée (1/5) | 1 horaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 tanimbary [Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1] 5 tany tsy afa-drano azo volena [1.13] |
Explications en anglais |
6 a ricefield [Provincial]
[1.7] |
Explications en français |
7 rizières, terrains marécageux, humides [1.3] 8 a rizière [Provincial] [1.8] 9 marécage, marais; sol hydromorphe [1.13] 10 . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka] [1.196] 11 [Taisaka] |
Exemples |
12 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] |
Vocabulaire |
13 Géographie: (en général) |
Analogues | 14 heniheny, honahona, zetra |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/5) | 19 horaka |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka 22 Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1] |
Explications en anglais |
23 the cries of a crowd [1.7] |
Explications en français |
24 cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion 25 coassement des grenouilles [1.3] 26 les cris d'une foule [1.8] |
Vocabulaire |
27 Son |
Dérivés |
|
Synonymes | 33 horakoraka |
Entrée (3/5) | 34 horaka |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en malgache |
36 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1] |
Exemples |
37 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996] |
Dérivés |
|
Synonymes | 41 horakoraka |
Entrée (4/5) | 42 horàka |
Partie du discours | 43 adjectif |
Explications en malgache |
44 mena [1.1] |
Explications en français |
45 écarlate, vermillion [1.3] |
Dérivés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
146 Les Couleurs |
Entrée (5/5) | 147 horaka |
Partie du discours | 148 nom |
Explications en malgache |
149 zohy, lavabato [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 150 aharok, hakaro, hakora, harako, haraok, haroak, haroka, horàka, horaka |
Mis à jour le 2024/10/30 |