|
|
|
|

Index

Proverbes : paraky

Proverbe 1Aza atao fitia fary ka raha lany ny mamy, dia nariana. [2.558 #385]
Aza atao fitia paraky : nony lany tsiro narora amim-bovoka. [2.558]

Proverbe 2Aza manao fitia paraky, ka hatreo am-bava no ho miakatra ihany. [2.165 #205]
Traduction françaiseQue votre amitié ne soit pas comme celle qu' on a pour le tabac à chiquer, et qui ne va pas plus bas que la bouche (car on ne l' avale pas). [2.165]

Proverbe 3Mahagaga, hoy Ambohitriraisana, fa ny kisoa kely avy no homam-paraky. [2.653 #1401]
Mahagaga, hoy Ambohitriraisina, fa ny kisoa kely avy no homam-paraky. [2.558 #1840]

Proverbe 4Mangidy maro tia toa sakay. [2.558 #2105]
Mangidy maro tia, toy ny paraky. [2.415 #4518, 2.653]
Mangidy maro tia, toy ny sakay. [2.415 #4518, 2.653]
Traduction françaiseAmer et cependant aimé de beaucoup, comme le piment ou le tabac. [2.415 #4518]
Interprétation françaiseSe disait aussi des choses difficiles, mais recherchées. [2.415 #4518]

Proverbe 5Mankaleo no tadiavina, hoy ilay nizaha paraky. [2.558 #2106]

Proverbe 6Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.558 #3485, 1.1]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.653 #2596]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako. [2.415 #1324]
Interprétation malgacheEnti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony. [1.1]
Traduction françaiseC' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche. [2.415 #1324]
Interprétation françaiseL'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai. [2.415 #1324]

Index