|
|
|
|

Entrée1  ariana
Radical  2  ary
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io
5  Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1]
Explications en anglais  6  to be thrown away [1.2, 1.7]
Explications en français  7  qu'on rejette [1.5]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Phytonymes 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot ariana

Anagrammes  14  airaña, anaira, anaria, aranay, ariana, ianara, iarana

Mis à jour le 2020/07/31