|
|
|
|

Entrée1  miakatra
Radical  2  akatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary
Explications en anglais  5  [1.2] to ascend, to go up, to mount up.
6  [1.7] to go up; to enter
Explications en français  7  [1.8] monter; entrer
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot miakatra

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21