|
|
|
|

Entrée1  homana (hana)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio 4  Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io 5  Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1]
Explications en anglais  6  to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7]
Explications en français  7  manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8]
Exemples  8  Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot homana

Anagrammes  23  homana, manoha

Mis à jour le 2023/05/25