Entrée | 1 hinana |
Radical | 2 hana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana |
Explications en français |
5 [1.12] 6 [1.3] |
Exemples |
7 ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |