Entrée (1/2) | 1 mihinana |
Radical | 2 hinana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy 5 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina 6 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny 7 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] |
Explications en anglais |
8 to eat; to use up; to embezzle funds [1.7] |
Explications en français |
9 manger; consommer; détourner des fonds [1.8] 10 [mihinaña] manger [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
11 Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293] 12 Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470] 13 Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 18 homana, mitelina, manao vakim-borona, manendry, mandrapaka, mitsingintsingina, mangeboka, mitomboka, mipaka, mamahan-tena, mijao, mamango, manesika, miletra, mibibaka, mandrepoka, mambosika, mikesokesoka, mitsamontsamona, mambosibosika, mimontsina, miviravira, mifotafota, mianjady, misatrasatra, managorodana, manoranorana, manao voky, manao tranga, manao rapa-dango, manao teli-moka, manao indraim-bava, manao tombok' orona, manao tombokitsatsy, manao sesimontotra, miosanosana, miharaka |
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot mihinana |
Entrée (2/2) | 22 mihinàna |
Radical | 23 hinana |
Partie du discours | 24 impératif du verbe actif mihinana [Liste complète] |
Explications en malgache |
25 [1.1] |
Explications en français |
26 [1.3] |
Anagrammes | 27 amihinan, haminany, hanimany, hanimina, haniniam, hianinam, ihaminan, ihinanam, mihinana, mihinàna, namihina, nianiham, nihamain, nihamina |
Mis à jour le 2023/01/20 |