Entrée | 1 miletra |
Radical | 2 letra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo |
Morphologie |
|
Analogues | 9 mihizina, mihitsoka, misesika, misosososo, misisika |
Mis à jour le 2024/12/11 |