Entrée | 1 mihitsoka |
Radical | 2 hitsoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako |
Explications en français |
5 [1.3#254] être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir |
Exemples |
6 mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy. [1.437#] 7 Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. [2.606#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mihitsoka |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |